Lisy Mianjoria

Lisy Mianjoria


Unabridged

Sale price $7.48 Regular price$11.50
Save 35.0%
Quantity:
Add to wishlist
  • Cancel anytime!
  • Memberships will renew every month
  • One credit every month on renewal
  • You can spend 1 credit every month to get an audiobook
window.theme = window.theme || {}; window.theme.preorder_products_on_page = window.theme.preorder_products_on_page || [];

Tampoka teo, potika sy rava tanteraka Antananarivo, tsy nisy fampilazana, levona sy rotika Madagasikara, ny Tany koa toa izay no nataony. Dia misy tovovavy kely iray olioly volo - Lisy no anarany - mitsofoka tampoka ao an'efitra fandrian-dRabe, indray alina, hoe hanavotra azy. Ka milaza i Lisy hoe misy Antananarivo iray hafa any, misy Madagasikara iray hafa, madio ny farihin'i Anosy any, misy teleferika, tsy tapatapaka mihitsy ny jiro, tsy mandoto tanàna ny mponina, tongan'ny lamasinina any Amborovy, etsetra etsetra...

Dia mila anao hanavotra azy dieny tsy tara loatra. Andeha ianao sa tsia?